|
|
|
|

Entry1  vatomizana
Elementary words  2  vato, 3  mizana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
Explanations in English  6  [vato mizana] a weight used on a scale [1.7]
Explanations in French  7  [vato mizana] poids de balance [1.8]
8  [vato mizana] masse marquée [1.13]
Examples  9  Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508#]
Proverbs  10  Proverbs containing the word vatomizana
Article  11  Randzavola: vatomizana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12